Fri Nov 15 2019 21:57:11 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 21:57:11 -08:00
parent 5071af755e
commit 7e5e1141d1
6 changed files with 15 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Ary tsika ze matanjaka de tokony handefitra ny falemen'ny mavozo, ary tsy tokony hagnano ze mafinaritra ny tegnantsika. Aoka ny tsiraikaraika avy amintsika hagnano ze mafaly ny mpiara-belogna amin'azy fa zany no tsara, mba hanondrotagna an'azy.
\c 15 \v 1 Ary tsika ze matanjaka de tokony handefitra ny falemen'ny mavozo, ary tsy tokony hagnano ze mafinaritra ny tegnantsika. \v 2 Aoka ny tsiraikaraika avy amintsika hagnano ze mafaly ny mpiara-belogna amin'azy fa zany no tsara, mba hanondrotagna an'azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Fa na Kristy aza hagnano ze nainaritra ny tegnany. Fa zany kosa, de araka ny efa vôsoratra hoe: "Ny faniratsiran-jareo ze maniratsira anao de nianjera taminà." Fa na ino na ino vôsoratra takeo alô de vôsoratra ho fampiarana anstika, mba amin'ny fahelany sy aminn'y alalan'ny fampaherezan'ny Soratra Masina no hagnanatsika toky.
\v 3 Fa na Kristy aza hagnano ze nainaritra ny tegnany. Fa zany kosa, de araka ny efa vôsoratra hoe: "Ny faniratsiran-jareo ze maniratsira anao de nianjera taminà." \v 4 Fa na ino na ino vôsoratra takeo alô de vôsoratra ho fampiarana anstika, mba amin'ny fahelany sy aminn'y alalan'ny fampaherezan'ny Soratra Masina no hagnanatsika toky.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Andriamanitry ny faharetana sy fampaherezana anie hagnome fisaignana mitovy ho an'ny tsiraikaraika avy araka an'i Kristy Jesôsy. Izy ane hagnano an'zany mba ho amin'ny fisaignana raika sy amin'ny vava raika iany no hiderànareo an'Andriamanitra sy Rain'ny Tompontsika Jesôsy Kristy. Non'izany mifandraisa, ôtran'ny nandraisan'i Kristy anareo ihany kô aza, ho fiderana an'Andriamanitra.
\v 5 Andriamanitry ny faharetana sy fampaherezana anie hagnome fisaignana mitovy ho an'ny tsiraikaraika avy araka an'i Kristy Jesôsy. \v 6 Izy ane hagnano an'zany mba ho amin'ny fisaignana raika sy amin'ny vava raika iany no hiderànareo an'Andriamanitra sy Rain'ny Tompontsika Jesôsy Kristy. \v 7 Non'izany mifandraisa, ôtran'ny nandraisan'i Kristy anareo ihany kô aza, ho fiderana an'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Fa koragniko fa Kristy efa tonga mpanompon'ny vôfora ho an'ny Fahamarinan'Andriamanitra,mbô hahafahana manamarina reo fampagnantegnana ze namen'ile Ray ary hoan-jaeo Jentilisa mba hagnomezam-boninahitra an'Andriamanitra non'ny famindram-pony. Izany de araka ny efa vôsoratra hoe: "Non'izany de hagnome fiderana Anao akeo aminjareo Jentilisa zà ary hihihra fiderana ny Agnaranao."
\v 8 Fa koragniko fa Kristy efa tonga mpanompon'ny vôfora ho an'ny Fahamarinan'Andriamanitra,mbô hahafahana manamarina reo fampagnantegnana ze namen'ile Ray, \v 9 ary hoan-jaeo Jentilisa mba hagnomezam-boninahitra an'Andriamanitra non'ny famindram-pony. Izany de araka ny efa vôsoratra hoe: "Non'izany de hagnome fiderana Anao akeo aminjareo Jentilisa zà ary hihihra fiderana ny Agnaranao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Mbôla vôlaza hatrany hoe: " Miravoravô, miaraka amin'ny vaôkany ry Jentilisa." Ary kô hoe: "Derao ny Tompo, ry Jentilisa daôly; Avilay ny ôla daôly hidera an'Azy."
\v 10 Mbôla vôlaza hatrany hoe: " Miravoravô, miaraka amin'ny vaôkany ry Jentilisa." \v 11 Ary kô hoe: "Derao ny Tompo, ry Jentilisa daôly; Avilay ny ôla daôly hidera an'Azy."

View File

@ -222,6 +222,15 @@
"14-16",
"14-18",
"14-20",
"14-22"
"14-22",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-08",
"15-10",
"15-12",
"15-13",
"15-14"
]
}