Fri Nov 15 2019 21:54:11 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 21:54:11 -08:00
parent 2d37c261d4
commit 6792c51fa9
7 changed files with 13 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Ry rahalà, ny irin'ny foko sy angatahiko amin'Andriamanitra ho an'azy reo , de ny famonjena an'azinareo. Fa mijoro vavôlombelona momba an'zareo zà fa mafana fo ho an'Andriamanitra zareo, nefa tsy araka ny fahaizana. Fa tsy mafantatra ny fahamarin'Andriamanitra reny, ary mokarakara hametraka ny fahamarinan-jareomanokana. Tsy magneky ny fahamrignan'Andriamanitra zaero.
\c 10 \v 1 Ry rahalà, ny irin'ny foko sy angatahiko amin'Andriamanitra ho an'azy reo , de ny famonjena an'azinareo. \v 2 Fa mijoro vavôlombelona momba an'zareo zà fa mafana fo ho an'Andriamanitra zareo, nefa tsy araka ny fahaizana. \v 3 Fa tsy mafantatra ny fahamarin'Andriamanitra reny, ary mokarakara hametraka ny fahamarinan-jareomanokana. Tsy magneky ny fahamrignan'Andriamanitra zaero.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 F Kristy no fatanteran'ny lalàna ho fahamarinana ho an'ze daôly mino. Fa Mosesy nanoratra momba ny fahamarinana ze avy amin'ny lalàna hoe: " Ny ôla ze magnano ny fhamarignan'ny lalàna de hiaigna amin'izany fahamarignana zany?
\v 4 F Kristy no fatanteran'ny lalàna ho fahamarinana ho an'ze daôly mino. \v 5 Fa Mosesy nanoratra momba ny fahamarinana ze avy amin'ny lalàna hoe: " Ny ôla ze magnano ny fhamarignan'ny lalàna de hiaigna amin'izany fahamarignana zany?

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Fa ny fahamarignana ze avy amin'ny finônad mikoragna hoe: " Aza mitare zao akao am-po hoe:' Iza no hiakatra aigny an-dagnitry?" (zany de, mampidigna an'i Kristy) Ary aza mikoragna hoe: "Iza no hidigna akaigny amin'ny laligna?" (zany de, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty)
\v 6 Fa ny fahamarignana ze avy amin'ny finônad mikoragna hoe: " Aza mitare zao akao am-po hoe:' Iza no hiakatra aigny an-dagnitry?" (zany de, mampidigna an'i Kristy) \v 7 Ary aza mikoragna hoe: "Iza no hidigna akaigny amin'ny laligna?" (zany de, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty)

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Fa ino no taravin'zany? "Akeo akaikinao ny teny, akao am-bavanao ary akao am-ponao." Zany no koragnin'ny finôna, zay koragninay. Fa ra amin'ny vavanao no agnekenao an'i Jesôsy ho Tompo, ary mino amin'ny fonao fa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty Izy, de ho vonjena anao. Fa amin'ny fo no inôn'ny ôla ny fahamarignana,ary amin'ny vava no agnekeny ny famonjena.
\v 8 Fa ino no taravin'zany? "Akeo akaikinao ny teny, akao am-bavanao ary akao am-ponao." Zany no koragnin'ny finôna, zay koragninay. \v 9 Fa ra amin'ny vavanao no agnekenao an'i Jesôsy ho Tompo, ary mino amin'ny fonao fa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty Izy, de ho vonjena anao. \v 10 Fa amin'ny fo no inôn'ny ôla ny fahamarignana,ary amin'ny vava no agnekeny ny famonjena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Fa ozy ny Soratra Masina hoe: " Tsy ho megnatra ze daôly mino an'Azy". Fa tsisy fahasamihafana akeo amin'ny Jiosy sy Grika. Fa Tompo tokana iany no Tompon'izay daôly, ary harem-pahasoavana ho an'ze daôly magnantso an'Azy Izy. Fa ze daôly magantso ny Anaran'ny Tompo no ho vonjena.
\v 11 Fa ozy ny Soratra Masina hoe: " Tsy ho megnatra ze daôly mino an'Azy". \v 12 Fa tsisy fahasamihafana akeo amin'ny Jiosy sy Grika. Fa Tompo tokana iany no Tompon'izay daôly, ary harem-pahasoavana ho an'ze daôly magnantso an'Azy Izy. \v 13 Fa ze daôly magantso ny Anaran'ny Tompo no ho vonjena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Manakôry ary no hanajareo magantso an'Azy ze tsy ninôny? manakôry no hafanjareo mino an'Azy tsy hènjareo? Manakôry no hafan-jareo mareigny rà tsisy mpitory. Ary manakôry no hafanjareo mitory, ra tsisy nagniraka? Araka ny vôsoratra hoe: " Endrey ny hatsaran'ny taongotr'ireo mpagnam-bara ny Filazantsara"
\v 14 Manakôry ary no hanajareo magantso an'Azy ze tsy ninôny? manakôry no hafanjareo mino an'Azy tsy hènjareo? Manakôry no hafan-jareo mareigny rà tsisy mpitory. \v 15 Ary manakôry no hafanjareo mitory, ra tsisy nagniraka? Araka ny vôsoratra hoe: " Endrey ny hatsaran'ny taongotr'ireo mpagnam-bara ny Filazantsara"

View File

@ -165,6 +165,13 @@
"09-27",
"09-30",
"09-32",
"10-title",
"10-01",
"10-04",
"10-06",
"10-08",
"10-11",
"10-14",
"11-01",
"11-04",
"11-06",