auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 09:48:03 -04:00 committed by root
parent 7d8da282f4
commit 5df1cd4e7f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6Fa ra avy amin'ny fahasoavana zany, de tsy avy amin'ny asa intsony. Fa ra zany de tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana. (Fagnamarihina: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Kanefa ra avy amin'reo asa izany, de tsy fahasoavana intsony; fa ra izany de tsy asa intsony ny asa.")\v 7Ino ary? Ny ra ze nikaran'Isiraely, de tsy azony, fa ny vôfidy no nahazo izany, ary namafisina reo ambiny. \v 8 Zany de araka ny efa vôsoratra hoe: Andriamanitra de nagnome maiazy 'reo ny fagnahin'ny fitavozavozana, maso mba tsy haitan'jareo, ary sofina mba tsy handrenesan'jareo, mandrak'androny."
\v 6Fa ra avy amin'ny fahasoavana zany, de tsy avy amin'ny asa intsony. Fa ra zany de tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana. (Fagnamarihina: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Kanefa ra avy amin'reo asa izany, de tsy fahasoavana intsony; fa ra izany de tsy asa intsony ny asa.")\v 7Ino ary? Ny ra ze nikaran'Isiraely, de tsy azony, fa ny vôfidy no nahazo izany, ary namafisina reo ambiny. \v 8 Zany de araka ny efa vôsoratra hoe: Andriamanitra de nagnome an'azy 'reo ny fagnahin'ny fitavozavozana, maso mba tsy haitan'jareo, ary sofina mba tsy handrenesan'jareo, mandrak'androny."