auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-22 04:54:50 -04:00 committed by root
parent 9644edf1a6
commit 54a2a6adb8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Abrahama de nahazo ny famataran'ny famorana. Zany de mariky ny fahamarinan'ny finôna ze efa nanagnany ra mbôla tsy voafôra izy. Ny setrin'zany famantarana zany de lasa rain'ze mino daôly izy, na de mbôla tsy voafora aza zareo. Midika zany fa ny fahamarignana de isaina ho an'jareo. \v 12 Nidika kô zany fa Abrahama de lasa rain'ny voafôra tsy ho an'reo ze voafora rerika iany fa ho an'reo ze magnaraka ny den'ny fianôn'i Abrahama raintsbika iany kô talôhan'ny tsy mbôla naha-voafora anazy.
\v 11 Abrahama de nahazo ny famataran'ny famorana. Zany de mariky ny fahamarinan'ny finôna ze efa nanagnany ra mbôla tsy voafora izy. Ny setrin'zany famantarana zany de lasa rain'ze mino daôly izy, na de mbôla tsy voafora aza zareo. Midika zany fa ny fahamarignana de isaina ho an'jareo. \v 12 Nidika kô zany fa Abrahama de lasa rain'ny voafora tsy ho an'reo ze voafora rerika iany fa ho an'reo ze magnaraka ny den'ny finôn'i Abrahama raintsbika iany kô talôhan'ny tsy mbôla naha-voafora anazy.