From 3160a443713e5e947f34f86d633b6ca5e5038665 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 15 Nov 2019 21:47:59 -0800 Subject: [PATCH] Fri Nov 15 2019 21:47:59 GMT-0800 (Pacific Standard Time) --- 06/19.txt | 2 +- 07/04.txt | 2 +- 07/07.txt | 2 +- 07/09.txt | 2 +- 07/11.txt | 2 +- 07/13.txt | 2 +- 07/15.txt | 2 +- 07/17.txt | 2 +- 07/19.txt | 2 +- 07/22.txt | 2 +- manifest.json | 14 ++++++++++++++ 11 files changed, 24 insertions(+), 10 deletions(-) diff --git a/06/19.txt b/06/19.txt index dd6abfc..9eb4034 100644 --- a/06/19.txt +++ b/06/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 19 Mitare ôtran'ny ôla zà noho ny falemen'ny nofonareo, satria raha vô nanolotra ny momba tegnareo ho andevon'ny falotona sy ny ratsy anareo,de ôtran'izany kô de zao, atolory ho andevon'ny fahamarinana ho amin'ny fahamasinana ny momba ny tegnanareo. \v 20 Fa taminaeo andevon'ny ota, de afaka tamin'ny fahamarignana. Amin'izao,ino àry no vokatra azonareo tamin'ireo ra ze mamegnatra anareo ami'zao fotôna zao? satria ny vokatr'ireny ra regny de ny fahafatesana. \ No newline at end of file +\v 19 Mitare ôtran'ny ôla zà noho ny falemen'ny nofonareo, satria raha vô nanolotra ny momba tegnareo ho andevon'ny falotona sy ny ratsy anareo,de ôtran'izany kô de zao, atolory ho andevon'ny fahamarinana ho amin'ny fahamasinana ny momba ny tegnanareo. \v 20 Fa taminaeo andevon'ny ota, de afaka tamin'ny fahamarignana. \v 21 Amin'izao,ino àry no vokatra azonareo tamin'ireo ra ze mamegnatra anareo ami'zao fotôna zao? satria ny vokatr'ireny ra regny de ny fahafatesana. \ No newline at end of file diff --git a/07/04.txt b/07/04.txt index 277baeb..663e5dc 100644 --- a/07/04.txt +++ b/07/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Noho izany , ry ralaiko, de natao maty tamin'ny lalàna iany ko ianareo tamin'ny alalan'ny tegnan'i Kristy. Natao zany mbô hitambaranareo amin'ny sasagny, zany hoe, amin'Izy ze natsangana tamin'ny maty, mbô hafantsika mamokatra ny vô ho an' Andriamanitra. Fa tamintsika takao amin'ny nofo,reo filan'ny fahotana, ze nohetsehin'ny lalàna,de niasa takao am'reo rantsantsika mbô hamokatra vô ho an'ny fahafatesana. \ No newline at end of file +\v 4 Noho izany , ry ralaiko, de natao maty tamin'ny lalàna iany ko ianareo tamin'ny alalan'ny tegnan'i Kristy. Natao zany mbô hitambaranareo amin'ny sasagny, zany hoe, amin'Izy ze natsangana tamin'ny maty, mbô hafantsika mamokatra ny vô ho an' Andriamanitra. \v 5 Fa tamintsika takao amin'ny nofo,reo filan'ny fahotana, ze nohetsehin'ny lalàna,de niasa takao am'reo rantsantsika mbô hamokatra vô ho an'ny fahafatesana. \ No newline at end of file diff --git a/07/07.txt b/07/07.txt index 2078514..f6a47d8 100644 --- a/07/07.txt +++ b/07/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ino àry no hotaravintsika? Ny lalàna mihintsy va no fahotana? Tsy hisy mintsy ane zany. Nefa, tsy ho nafantatra ny fahotana mihisty za, ra tsy tamin'ny alalan'ny lalàna zany. Fa tsy ho nahafantatra ny fitsiriritana za ra tsy niteny ny lalàna hoe: "Aza mitsiriritra". Fa naka vahana tamin'ny didy ny fahotana ka nahatonga ny fitsiriritana daôly akato amina. Fa ra tsisy ny lalàna de maty ny ota. \ No newline at end of file +\v 7 Ino àry no hotaravintsika? Ny lalàna mihintsy va no fahotana? Tsy hisy mintsy ane zany. Nefa, tsy ho nafantatra ny fahotana mihisty za, ra tsy tamin'ny alalan'ny lalàna zany. Fa tsy ho nahafantatra ny fitsiriritana za ra tsy niteny ny lalàna hoe: "Aza mitsiriritra". \v 8 Fa naka vahana tamin'ny didy ny fahotana ka nahatonga ny fitsiriritana daôly akato amina. Fa ra tsisy ny lalàna de maty ny ota. \ No newline at end of file diff --git a/07/09.txt b/07/09.txt index 99b62d5..7c1b226 100644 --- a/07/09.txt +++ b/07/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Talô za de velona tsisy lalàna,fa rafa tônga ny didy, de velona ndre ny ôta ka maty za. Ny didy tokony hitondra fiaignana no nivadika ho fahafatesana ho ana. \ No newline at end of file +\v 9 Talô za de velona tsisy lalàna,fa rafa tônga ny didy, de velona ndre ny ôta ka maty za. \v 10 Ny didy tokony hitondra fiaignana no nivadika ho fahafatesana ho ana. \ No newline at end of file diff --git a/07/11.txt b/07/11.txt index f841142..aef4a26 100644 --- a/07/11.txt +++ b/07/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Fa ny fahotana de naka vahana tamin'ny alalan'ny didy ka namitaka ana. Tamin'ny alalan'ny didy no namonôny ana. No zany ny lalàna de masina; ary ny didy masina,marina, ary tsara. \ No newline at end of file +\v 11 Fa ny fahotana de naka vahana tamin'ny alalan'ny didy ka namitaka ana. Tamin'ny alalan'ny didy no namonôny ana. \v 12 No zany ny lalàna de masina; ary ny didy masina,marina, ary tsara. \ No newline at end of file diff --git a/07/13.txt b/07/13.txt index b460bb0..169b13b 100644 --- a/07/13.txt +++ b/07/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Ka mo va nivadika fahafatesana ho ana ze tsara? Tsy hisy mihitsy ane zany. Fa ny ota, mbô hahafahany mitranga ho fahotana amin'ny alalan'ze tsara, de nitondra fahafatesana tamina. Zany de mbô ho amin'ny alalan'ny didy, fa ny fahotana de manjary ho tonga tegna fahotana tokôtrany. Fa fantatsika fa ara-panahy ny lalàna, fa zà avy amin'ny nofo. Efa namidy ho ao ambanin'ny fagnandevozan'ny ota zà. \ No newline at end of file +\v 13 Ka mo va nivadika fahafatesana ho ana ze tsara? Tsy hisy mihitsy ane zany. Fa ny ota, mbô hahafahany mitranga ho fahotana amin'ny alalan'ze tsara, de nitondra fahafatesana tamina. Zany de mbô ho amin'ny alalan'ny didy, fa ny fahotana de manjary ho tonga tegna fahotana tokôtrany. \v 14 Fa fantatsika fa ara-panahy ny lalàna, fa zà avy amin'ny nofo. Efa namidy ho ao ambanin'ny fagnandevozan'ny ota zà. \ No newline at end of file diff --git a/07/15.txt b/07/15.txt index 1796c97..0674e87 100644 --- a/07/15.txt +++ b/07/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Fa ny ra ataoko, de tsy tegna azoko tsara. Satria ze teko atao, de tsy ataoko, ary ze halako,de ataoko. Fa ra magnano ze tsy teko aho,de miray hevitra amin'ny lalàna fa tsara ny lalàna. \ No newline at end of file +\v 15 Fa ny ra ataoko, de tsy tegna azoko tsara. Satria ze teko atao, de tsy ataoko, ary ze halako,de ataoko. \v 16 Fa ra magnano ze tsy teko aho,de miray hevitra amin'ny lalàna fa tsara ny lalàna. \ No newline at end of file diff --git a/07/17.txt b/07/17.txt index 2b37a50..11cd36d 100644 --- a/07/17.txt +++ b/07/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Fa am'zao fotôna zao de tsy zà tsony no magnano an'zany; fa ny fahotana ze velogna akato agnatiko. Fa haiko fa akato aminà, ze kato amin'ny nofoko, dia tsy misy ra tsara miaigna. Fa ny fanirena sy tsara de akato aminà, saingy tsy afa-magnano an'zany zà \ No newline at end of file +\v 17 Fa am'zao fotôna zao de tsy zà tsony no magnano an'zany; fa ny fahotana ze velogna akato agnatiko. \v 18 Fa haiko fa akato aminà, ze kato amin'ny nofoko, dia tsy misy ra tsara miaigna. Fa ny fanirena sy tsara de akato aminà, saingy tsy afa-magnano an'zany zà \ No newline at end of file diff --git a/07/19.txt b/07/19.txt index 5c4bd68..d522db9 100644 --- a/07/19.txt +++ b/07/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Fa ny tsara ze deko de tsy ataoko, fa ny ratsy ze tsy teko, no ataoko? Ary ra magnano ze tsy tiko atao zà, de tsy zà tsony no miasa an'zany, fa kôsany ny fahotana ze miaigna akato aminà. Ary, zà de nahit, ny fitsipika akato aminâ fa te hagnano ze tsara zà, saingy ny ratsy no akato aminâ zao. \ No newline at end of file +\v 19 Fa ny tsara ze deko de tsy ataoko, fa ny ratsy ze tsy teko, no ataoko? \v 20 Ary ra magnano ze tsy tiko atao zà, de tsy zà tsony no miasa an'zany, fa kôsany ny fahotana ze miaigna akato aminà. \v 21 Ary, zà de nahit, ny fitsipika akato aminâ fa te hagnano ze tsara zà, saingy ny ratsy no akato aminâ zao. \ No newline at end of file diff --git a/07/22.txt b/07/22.txt index 103a93f..b825b31 100644 --- a/07/22.txt +++ b/07/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Fa mifalifaly ao amin'ny lalan'Andriamanitra zà amin'ny fanahy maha-ôla. Kanefa mahatsikarika fitsipika iray hafa akao amin'ny tegnako zà. Zany de miady amin'zany fitsipika vaovao akao an-tsaiko zan. Mihazogna anà ho babon'ny fitsipika ze momba ny tegnako zany. \ No newline at end of file +\v 22 Fa mifalifaly ao amin'ny lalan'Andriamanitra zà amin'ny fanahy maha-ôla. \v 23 Kanefa mahatsikarika fitsipika iray hafa akao amin'ny tegnako zà. Zany de miady amin'zany fitsipika vaovao akao an-tsaiko zan. Mihazogna anà ho babon'ny fitsipika ze momba ny tegnako zany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 0e5f994..9065717 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -117,6 +117,20 @@ "06-12", "06-15", "06-17", + "06-19", + "06-22", + "07-title", + "07-01", + "07-04", + "07-06", + "07-07", + "07-09", + "07-11", + "07-13", + "07-15", + "07-17", + "07-19", + "07-22", "08-title", "08-01", "08-03",