Fri Nov 15 2019 21:39:41 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 21:39:41 -08:00
parent d153ce41ac
commit 186c496d0f
7 changed files with 13 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Fa hevero zao, ry ôl; anao ze mitsara reo ze magnano ra ôtran'ireo na de magnano ôtran'ireny kô aza anao. Hilefa ny fitsaran'Andriamanitra va ianao. sa hamaivagnknao ny haren'ny hatsaram-panahy, ny fandeferany,ary ny faelany? Tsy fantatrareo anga fa ny hatsaram-panahy de natao hitarika anao amin'ny fibebana?
\v 3 Fa hevero zao, ry ôl; anao ze mitsara reo ze magnano ra ôtran'ireo na de magnano ôtran'ireny kô aza anao. Hilefa ny fitsaran'Andriamanitra va ianao. \v 4 sa hamaivagnknao ny haren'ny hatsaram-panahy, ny fandeferany,ary ny faelany? Tsy fantatrareo anga fa ny hatsaram-panahy de natao hitarika anao amin'ny fibebana?

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Fa zany de ho amin'ny hagedan'ny hamafeny sy ny tsy fibebahan'ny fonareo no ananangonanareo fahasosena ho an'ny tegnanareo amin'ny andro fahasosena, zany de ny andron'ny fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra. Hamaly ny ôla dahôly amin'ny fatra mitovy amin'ireo nataony izy. Hagnome araka ny fahelany, ny asa tsara mikaraka dera, voninahitra, ny tsy fahafatesagna, fiainana mandrakizay izy.
\v 5 Fa zany de ho amin'ny hagedan'ny hamafeny sy ny tsy fibebahan'ny fonareo no ananangonanareo fahasosena ho an'ny tegnanareo amin'ny andro fahasosena, zany de ny andron'ny fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra. \v 6 Hamaly ny ôla dahôly amin'ny fatra mitovy amin'ireo nataony izy. \v 7 Hagnome araka ny fahelany, ny asa tsara mikaraka dera, voninahitra, ny tsy fahafatesagna, fiainana mandrakizay izy.

View File

@ -1 +1 @@
Fa dera, laza, ary fiadanana no avy amin'ireo ze magnano ny tsara, amin'ny Jiosy aloha, ary amin'ny Grika kô. Fa tsisy fiangarana miaraka amin'Andriamanitra. Fa ze reetra nanota tsy nanana ny lalàna de ho very tsy manana ny lalàna iany kô, ary ze reetra nanota niaraka tamin'ny fagnajana ny lalàna de hotsaraina araka ny lalàna.
\v 10 Fa dera, laza, ary fiadanana no avy amin'ireo ze magnano ny tsara, amin'ny Jiosy aloha, ary amin'ny Grika kô. \v 11 Fa tsisy fiangarana miaraka amin'Andriamanitra. \v 12 Fa ze reetra nanota tsy nanana ny lalàna de ho very tsy manana ny lalàna iany kô, ary ze reetra nanota niaraka tamin'ny fagnajana ny lalàna de hotsaraina araka ny lalàna.

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsy reo mpihaino ny lalàna no marina akeo, agnatrehan'Andriamanitra fa reo ze mampiagnatra ny lalàna no ho hamarinina. Fa reo Jentilisa ,ze tsy managna ny lalàna, rafa magno ra momba ny lalàna araka ny vôjagnahary,de zareo no lalàna ho an'ny tegnany, na de tsy magnana ny lalàna aza zareo.
\v 13 Fa tsy reo mpihaino ny lalàna no marina akeo, agnatrehan'Andriamanitra fa reo ze mampiagnatra ny lalàna no ho hamarinina. \v 14 Fa reo Jentilisa ,ze tsy managna ny lalàna, rafa magno ra momba ny lalàna araka ny vôjagnahary,de zareo no lalàna ho an'ny tegnany, na de tsy magnana ny lalàna aza zareo.

View File

@ -1 +1 @@
Amin'zany no haneoan'jareo ny asa angatahin'ny lalàna de vôsoratra akao am-ponjareo. Ny fieritreretan-jareo iany kô de vavôlombelogna ho an'jareo ary ny fisaignan'jareo manôkana de, na manameloka na iaro anjareo amin'ny tegnan-jareo. Ary kô amin' Andriamanitra reo tsiambaratelon'ôla daôly, araka ny filazantsara, amin'ny alalanny Jesôsy Kristy.
\v 15 Amin'zany no haneoan'jareo ny asa angatahin'ny lalàna de vôsoratra akao am-ponjareo. Ny fieritreretan-jareo iany kô de vavôlombelogna ho an'jareo ary ny fisaignan'jareo manôkana de, na manameloka na iaro anjareo amin'ny tegnan-jareo. \v 16 Ary kô amin' Andriamanitra reo tsiambaratelon'ôla daôly, araka ny filazantsara, amin'ny alalanny Jesôsy Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Fa ra to ka Joiosy no hagnantsôvanapo ny tegnanao ary miankina amin'ny lalàna sy mirehareha ao amin'Andriamnitra , Ary mahay ny sitrapony sy mamantatra ze ra tsara indrindra satria nampianarina tamin'ny lalàna anao. Ary ra tô ka resy lahatyra anao fa ny tegnanao de mpitarika ny jamba,fahazavana ho an'ireo ze akao amin'ny haizigna, mpanitsy ny adala, mpamianatra ny zazakely, anagnanao akao amin'ny lalàna ny endriky ny fahaizana sy ny marina, de aôna zany no fetraikan'zany amin'ny fômba hiaignanao ny fiaignanao?
\v 17 Fa ra to ka Joiosy no hagnantsôvanapo ny tegnanao ary miankina amin'ny lalàna sy mirehareha ao amin'Andriamnitra , \v 18 ary mahay ny sitrapony sy mamantatra ze ra tsara indrindra satria nampianarina tamin'ny lalàna anao. \v 19 Ary ra tô ka resy lahatyra anao fa ny tegnanao de mpitarika ny jamba,fahazavana ho an'ireo ze akao amin'ny haizigna, \v 20 mpanitsy ny adala, mpamianatra ny zazakely, anagnanao akao amin'ny lalàna ny endriky ny fahaizana sy ny marina, de aôna zany no fetraikan'zany amin'ny fômba hiaignanao ny fiaignanao?

View File

@ -59,6 +59,13 @@
"01-32",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"03-01",
"03-03",
"03-05",