auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 07:58:48 -04:00 committed by root
parent 6961a7aea8
commit 148bffa88f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30Fa anareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amin'zao fotona zao anareo de nandray ny famindram-po nony tsy fankatoavan'jareo. \v 31Ôtran'zany iany kô, amin'zao fotona zao 'reo Jiosy de tsy naneky. Ny volany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze naseo anareo no manjary handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amizao.\v 32 Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavagna daôly, mba afahany mampiseo famindram-po amin'ny daôly.
\v 30Fa anareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amin'zao fotona zao anareo de nandray ny famindram-po nony tsy fankatoavan'jareo. \v 31Ôtran'zany iany kô, amin'zao fotona zao 'reo Jiosy de tsy nagneky. Ny vokany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze nabôgna anareo no mety handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amin'zao fotona zao.\v 32Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavagna daôly, mba afahany mampiseo famindram-po amin'ny daôly.