auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 07:58:48 -04:00 committed by root
parent 915a7a2990
commit 06c493d220
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6Fa ra avy amin'ny fahasoavana zany, de tsy avy amin'ny asa intsony. Fa ra zany de tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana. (Fagnamarihina: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Kanefa ra avy amin'reo asa izany, de tsy fahasoavana intsony; fa ra izany de tsy asa intsony ny asa.")\v 7Ino ary? Ny ra ze nikaran'Isiraely, de tsy azony, fa ny vôfidy no nahazo izany, ary manafisina reo ambiny. \v 8 Zany de araka ny efa voasoratra hoe: Andriamanitra de nagnome an'jareo ny fagnahin'ny fitavozavozana, maso mba tsy haitan'jareo, ary sofina mba tsy handrenesan'jareo, mandrak'androny."
\v 6Fa ra avy amin'ny fahasoavana zany, de tsy avy amin'ny asa intsony. Fa ra zany de tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana. (Fagnamarihina: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Kanefa ra avy amin'reo asa izany, de tsy fahasoavana intsony; fa ra izany de tsy asa intsony ny asa.")\v 7Ino ary? Ny ra ze nikaran'Isiraely, de tsy azony, fa ny vôfidy no nahazo izany, ary namafisina reo ambiny. \v 8 Zany de araka ny efa voasoratra hoe: Andriamanitra de nagnome an'jareo ny fagnahin'ny fitavozavozana, maso mba tsy haitan'jareo, ary sofina mba tsy handrenesan'jareo, mandrak'androny."