plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/05.txt

1 line
404 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 11:51:28 +00:00
\v 5 \v 6 \v 7 Andriamanitry ny faharetana sy fampaherezana anie hagnome fisaignana mitovy ho an'ny tsiraikaraika avy araka an'i Kristy Jesôsy. Izy ane hagnano an'zany mba ho amin'ny fisaignana raika sy amin'ny vava raika iany no hiderànareo an'Andriamanitra sy Rain'ny Tompontsika Jesôsy Kristy. Non'izany mifandraisa, ôtran'ny nandraisan'i Kristy anareo ihany kô aza, ho fiderana an'Andriamanitra.