1 line
305 B
Plaintext
1 line
305 B
Plaintext
\v 8 Le anjely faefatra nandraraka ny tao agnaty vilény tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo 'zany. \v 9 Mainle hafanana be 'zareo, ary nitaré ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny fahefana amin'iregny loza iregny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninahitra an'Azy. |