plt-x-sihanaka_rev_text_reg/18/01.txt

1 line
606 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'reo ra reo de natazagna anjely hafa ze nidigna avy aigny an-dagnitra za. Nanagna fahefana gedabe izy, ary namirapiratra nohon'ny voninahitry ny tany. Nihaika tamin'ny feo mahery izy, nitare hoe: "Lavo, lavo le Babylona gedabe! Lasana toerana fonenan'ny devoly, fialofan'ny fanahy maloto, ary fialofana ho an'reo vorona maloto sy marikoriko daôly. Fa ny firenena daôly de nisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony. Reo mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Reo mpivarotra ny tany de lasana mpanan-karena tamin'ny alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo."