plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/12.txt

6 lines
1.2 KiB
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 12 Le anjely faenina de nandraraka ny takao agnaty viliny tam'ony geda, le Eofrana. Noritina zany mba hanomagnana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. \v 13 Natazagna fagna maloto telo za niendrika sagna mivôka avy aigny ambavan'ny dragona, avy aigny ambavan'ny biby-dia, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. \v 14 Fa fagnan'ny demonia magnano famantarana magaga izy reo. Nankegny am-reo mpanjakan-zao tontolo zao zareo mba hagnangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro leiben'Andriamanitra Avo indrindra.
=======
\v 12 \v 13 \v 14 Le anjely faenina nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny ony lehibe, le Eofrata. Noritina zany mbô hagnomanana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. Natazagna fagnahy maloto telo za ze mendrika sahona mivôka avy aigny am-bavan'ny dragona, avy aigny am-bavan'ny bibide, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny am'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hanangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro gedaben'Andriamannitra Avo ndrindraka.
>>>>>>> 31bd59cf0a51ed23891d6d6aa1ed958edcdee3ed