plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/19.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 19 \v 20 Nampandroso ny fandideny tamin'ny tany le anjely ary nandrôka ny vokatry ny vôloboky ny tany. Natsipiny takao agnaty famiazam-bôloboka gedabe misy ny fasosen'Andriamanitra zany. Ny famiazam-bôloboka de nikitsana taigny avelan'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy takao amin'zany ka tonga hatraigny amin'ny haambon'ny lamboridin'tsoavaly, ze 1 600 stadio.