plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/17.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 17 \v 18 Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao."