plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/14.txt

1 line
580 B
Plaintext

\v 14 \v 15 \v 16 Nitazagna za, ary nisy rondro fotsy. Nipetraka takeo amin'ny rondro ny raika ôtran'ny zanak'ôla. Nanagna satro-boninahitra volamena takeo amin'ny lôny sy antsy meloka maragnitra aigny an-tagnany izy. De nisy anjely hafa nibôgna avy ao amin'ny tempoly ayri nagnantso tamin'ny feo mahery an'le mipetraka takeo amin'ny rondro nagnano hoe: "Raiso ny antsy meloka ka magnomboa mandidy. Fa tonga ny fotôna fandidena, satria masaka ny vokatry ny tany." Ary ny raika ze nipetraka takeo amin'ny rondro nampandroso ny antsy meloka taketo an-tany, ka nodidena ny tany.