plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/11.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 11 \v 12 Ny setroka avy amin'ny fijaian-jareo de miakatra mandrakizay doria, ary tsy manam-pataperana magnalin'andro zareo - reo no mpanompon'ny bibidia sy ny sariny reo, ary ny ôla daôly ze mandray ny mariky ny agnarany. Ty de antso ho an'ny faretana marin'reo ze masina, reo ze mankatoa reo didin'Andriamanitra ary mino an'i Jesosy."