plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/09.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 9 \v 10 Nisy anjely hafa - anjely fatelo - nanaraka an'jareo, niteny tamin'ny feo mahery hoe: "Raha misy mivavaka amin'ny bibidia sy ny sariny, ary mandray ny marika akeo amin'ny handriny na akeo amin'ny tanagny, de hisotro ny sasagny amin'ny divain'ny fasosen'Andriamanitra iany kô izy, divay tsy nifangaro ze narotsaka takao agnatin'ny kapôky ny fasoseny. Ny ôla ze misotro zany de ho ampijalena amin'ny afo sy solifara akeo agnolôn'reo anjely masin'Andriamanitra sy akeo agnolôan'ny Zanak'ondry.