plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/06.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 6 \v 7 Natazagna anjely hafa nagnembana an'ambo za, ze nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mafaly lazaina am'reo ze miaigna ambonin'ny tany, amin'ny firenena, foko, fiteny, ary ny ôla daôly. Nagnantso tamin'ny feo mahery izy hoe: "Matahôra an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika ze magnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano."