plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/03.txt

1 line
683 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Nihira hira vaovao takeo agnoloan'ny seza fendrianana sy takeo agnoloan'reo ra managn'aigna efatra sy reo lo'ôla zareo. Tsisy n'iza n'iza afaka nianatra ny hira afa tsy reo 144 000 ze novidiana avy taketo an-tany iany. Reo de ôla ze tsy nandoto ny tegnan-jareo tamim-bevavy, fa nitana ny tegnany ho madio ara-nofo zareo. Zany de ze magnaraka ny Zanak'ondry n'aiza n'aiza andeanany. Izy regny de novidina avy tamin'ôlombelona salan'ny vôlom-bokatra ho an'Andriamanitra sy ho an'ny Zanak'ondry. Tsisy lainga hita takeo amin'ny molotry zareo, tsy managn-tsiny zareo. [Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny manampy hoe: "Takeo agnoloan'ny seza fendrianan'Andriamanitra"]