plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/01.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Nijery za ary natazagna ny Zanak'ondry nitsangana takeo amin'ny tendromboitra Ziona. Niaraka tamin'azy reo 144 000 ze nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Ray vôsoratra akeo amin'ny tapikandrign-jareo. Naregny feo avy aigny an-dagnitra ôtran'ny firodorodon'ny ranobe sy kotroka mafy za. Ny feo reginko iany kô de salan'ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany.