plt-x-sihanaka_rev_text_reg/12/13.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 13 \v 14 Rafa nafantatra le dragona fa nazera tamin'ny tany izy, de nanenjika an'le vevavy niteraka zazala izy. Fa le vevavy de namena elatra rôy an'ny voromahery gedabe, ka de afaka nagnembana nankaigny am'le tôrana nokarakaraina ho an'azy taigny an'efitra. Io le tôrana hitsinjovana an'azy, mandritran'ny telo tôna sy tapany - mbô tsy ho hitan'le menaragna.