plt-x-sihanaka_rev_text_reg/12/01.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Famantaragna gedabe no tazagna taigny an'dagnitra: vevavy nitafy ny masoandro, ary ny volana takeo ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintana rombefolo no takeo amin'ny lôny. Bevoka izy, ary nihaika mafy f'efa ho teraka, akao agnatin'ny fihetsen-jaza.