1 line
337 B
Plaintext
1 line
337 B
Plaintext
\v 3 \v 4 Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany." |