plt-x-sihanaka_rev_text_reg/06/15.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 15 \v 16 \v 17 Avy akeo reo mpanjakan'ny tany sy ny ôla managn-danja, sy reo jeneraly, ny mpanagn-karena, ny mahery, ary ny hafa daôly, andevo sy afaka, nisitrika takao agnatin'reo lava-bato sy tam'reo vatolampin'ny tendrombotra. Niteny tam'reo tendrombotra sy tam'reo vatolampy zareo hoe: "Mirodagna aminay! Asitrifo amin'ny tavan'le raika ze mipetraka takeo amin'ny seza fiandrianana sy amin'ny fasosen'ny Zanak'ondry zahay. Fa tonga ny andro lehiben'ny fatezeran-jareo. Iza no hahavita hiharitra?"