plt-x-sihanaka_rev_text_reg/06/09.txt

1 line
631 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Rafa nagnokatra ny tombo-kase fadimy ny Zanak'ondry, de tazako takao ambany alitara reo fanahin'reo ze novonona noho ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ze notànan-jareo. Nihaika tamin'ny feo mafy zareo hoe: "Mandra-pa ovena, ry Mpanjaka ambonin'ny daôly, masina sy marina, no hitsaranao reo ze miaigna aketo an-tany, sy hamalenao faty ny rànay? De namena akanjolava ny tsiraikaraika avy tamin-jareo, ary nilazana zareo fa tokony handigny kelikely mandra-pazaôna ny isa fenon'reo mpiara-manompon-jareo sy reo rahala sy anabavin-jareo ze tokony hovonôna zareo, ôtran'ny namonôna an-jareo.