plt-x-sihanaka_rev_text_reg/05/01.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Ary nahita ny tagnan-kavanan'le raika ze nipetraka takeo amin'ny seza fiandrianana za, horonan-taratasy vôsoratra akeo agnolôna sy akao afara. Ary nofatorana tamin'ny tombokase fito zany. Natazagna anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mafy za, nitare hoe: "Iza no mendrika ny hagnokatra ny horognan-taratasy ary hamô ny tombokasen'zany?"