plt-x-sihanaka_rev_text_reg/04/04.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 4 \v 5 Nisy seza fiandrianana efatra amby rôpolo nagnodidigna le seza fiandrianana, ary lôholona efatra amby rôpolo no nipetraka takeo ambonin'reo seza fiandrianana, niankanjo fotsy, niaraka tamin'ny satro-boninahitra voalmena teigny amin'ny lôhan-jareo. Avy tam'le seza fiandrianana no nisy tsela-pahazavana, kotroka, ary kotro-baratra. Nisy jiro fito niretra takeo agnolôn'ny seza fiandrianana, jiro ze fanahy fiton'Andriamanitra.