plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/26.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 26 Le raika ze maresy sy ze magnano ze efa vitako hatramin'ny farany, de hameko an'azy ny fahefana amin'ny firenena daôly. \v 27 Hanapaka akeo amin-jareo miaraka amin'ny tehim-by izy, salan'ny fanorotoro vilany tany no hagnapotena an-jareo. \v 28 Salan'ny nandrasako avy tamin'ny Raiko, no hagnomezako an'azy kintana maraina iany kô.\v 29 Ôka le raika ze manan-tsofigna hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana.""