plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/24.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 24 Fa ny amnareo ze sisa akao Tyatira, ze daôly tsy mitàna zao fampenarana zao, sy tsy mahalala ze antsovin'ny sasagny hoe saindalin'i Satana - Zao no lazaiko aminareo hoe: "Tsy vesariko entana hafa anareo." \v 25 Na zany aza, tsy maintsy mitàna mafy ny finoanareo anareo mandra-peviko.