plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/22.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 22 Indro! Hataoko marary akeo am-pandrena izy, ary reo ze mijangajanga miaraka amin'azy de hampahoreko mafy, raha tsy mibebaka amin'ny asa ratsin'le vevavy zareo. \v 23 Ho vonoko ho faty reo zanagny, ary reo fiangonana daôly de hafantatra fa Za le mahita ny fieritreretana sy fihetsem-po. Hameko araka ny asanareo tsiraikaraika avy anareo.