plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/20.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 20 Kanefa zao no hanoerako an'nao: liferinao le vevavy Zezebela, ze magnantso ny tegnany ho mpaminagny vavy. Amin'ny alalan'ny fampenarany de mamitaka reo mpanomppoko izy mbô hijangajanga sy hinana sakafo atao sorona ho an'ny sampy. \v 21 Nagnome fotôna mbô hibebany Za, kanefa tsy mety hibebaka ny amin'ny fijangajangany izy.