plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/18.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 18 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Tyatira hoe: "Reto ny tenin'ny Zanak'Andriamanitra, ze managna maso ôtran'ny lelan'afo ary tongotra ôtran'ny varagna mangilatra: \v 19 "Fantatro ze vitanao: Ny fitiavanao sy ny finoana sy ny fanomponao ary ny faharetanao. Fantatro fa ze vitanao farany de betsaka noho ze vitanao vôlôny.