plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/16.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 16 Mibebà, noho zany! Fa raha tsy zany, de ho tonga malaky aigny aminareo Za, ary hifandogna amin'jareo za miaraka amin'ny sabatry ny vavako.\v 17 Ôka ze manan-tsofigna hitaino ze lazain'ny Fanahy ho an'reo fiangonana. Ho an'reo ze maharesy, hameko ny sasagny am'reo mana misitrika, ary hameko vato fotsy miaraka amin'ny anaram-baovao vôsoratra akeo amin'ny vato, agnarana ze tsy fantatr'ôla afa-tsy ze mandray an'azy iany.""