plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/14.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 14 Fa manan-teny kely aminao Za: "Misy sasagny aminareo mitàna ny fampenaran'i Balama, ze mampianatra an'i Balaka hametraka fanafitoinana akeo agnolônan'ny Zanak'Israely, mbô hinanan-jareo ny sakafo natao sorona ho an'ny sampy ary ho fijangajangana. \v 15 Ôtran'zany kô, misy sasagny aminareo ze mitana mafy ny fampenaran'reo Nikolaita.