plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/03.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 3 Fantatro fa managna faretana anao, ary mijaly mafy nohon'ny amin'ny agnarako, ary tsy magneky resy anao. \v 4 Nefa manoitra an'nao za satria namela ny fitiavana vôlôny anao. \v 5 Tsarovo noho zany ny toerana ze nalavo an'nareo mibebà ary magnanôva reo ra ze nataonao vôlôny. Fa raha tsy mibebaka anao, de ho avy aigny aminao za ary hagnala reo fagnanôvan-jironao amin'ny fitôrany.