plt-x-sihanaka_rev_text_reg/02/01.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 1 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana akao Efesosy hoe: "Reto ny teny avy am'le raika ze mitana reo kintana fito amin'ny tagnan-kavanany ary mande akeo am'reo fagnanôvan-jiro volamena fito, \v 2 "Fantatro ze efa vitanao sy ny asa mafinao ary ny fiaretanao ela. Fantatro fa tsy afaka handefitra amin'ny ôlon-dratsy anao. Fantatro fa notsapainao reo ze milaza an'jareo ho apostoly, nefa tsy zany izy, ary hitanao zareo fa sandoka.