plt-x-sihanaka_rev_text_reg/01/14.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 14 Ny lôhany sy ny volony de fotsy salan'ny volon'ondry - fotsy salan'ny ranomandry, ary ny masony salan'ny lelan'afo. \v 15 Ny tongony mangirana salan'ny varagna, ôtran'ny varagna voadio takeo amin'ny lafaoro, ary ny feony ôtran'ny feon'ny rano be mikorigna. \v 16 Ary nanagna kintana fito takeo an-tagnany an-kavanana ary sabatra rôy lela maragnitra nivôka avy takeo amin'ny vavany. Ny tareny de nazava salan'ny masoandro miredareda.