plt-x-sihanaka_rev_text_reg/01/07.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 7 Indro, avy amin'ny rôndro Izy; ary ny maso daôly hatazagna an'Azy, na de ze nandefogna an'Azy aza. Ny firenena daôly ambonin'ny tany hitomagny an'Azy. Eny, Amena. \v 8 "Za no Alfa sy Ômega" hoy ny Tompo Andriamanitra, "Le zao sy talô, ary ho avy, de Le Tsitoha." (Fagnamarihana: ny dikan-teny hafa talô de mivaky salan'zao: Za no Alfa sy Ômega, ny fiandohana sy fiafarana," hoy ny Tompo Andriamanitra)