plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/01.txt

1 line
381 B
Plaintext

\c 14 \v 1 Nijery za ary natazagna ny Zanak'ondry nitsangana takeo amin'ny tendromboitra Ziona. Niaraka tamin'azy reo 144 000 ze nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Ray vôsoratra akeo amin'ny tapikandrign-jareo. \v 2 Naregny feo avy aigny an-dagnitra ôtran'ny firodorodon'ny ranobe sy kotroka mafy za. Ny feo reginko iany kô de salan'ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany.