plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/18.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 18 \v 19 Za de magnambara ami'ze daôly mareigny ny tarégnin'ny faminagniana ami'ty boky ty: "Ra misy manampy reo, Andriamanitra hanampy loza oan'azy sy ze vôsôratra am'ty boky ty. (Fanamarihana: Ny antontan'taratasy talô de mivaky hoe: "Andriamanitra hangala ny anjarany akao amin'ny bokin'ny fiaignana ary akao amin'ny tanàna masina ze vôsoratra akao am'ty boky ty.)