plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/14.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 14 \v 15 Sambatra 'reo ze manasa ny ankanjon-jareo mbô ahazo alalana mihinana avy amin'ny kakazon'ny fiaignana sy hihiditra akao amin'ny tanàna avy akeo amin'ny vavahady. (Fanamarinana: Tokony: "Sambatra 'reo zay manasa ny ankanjon-jareo. Reo antontan-taratasy hafa talô de mivaky hoe: "Sambatra 'reo zay magnano ny didy.") Fa aigny avelany 'reo alika, 'reo magnano ody, 'reo mpijangajanga, 'reo mpanono ôla, 'reo mpanompo sampy, ary ze daôly te mandainga sy 'reo mpandainga.