plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/10.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 10 \v 11 Ozy taminà: "Aza asena tombokase reo teninin'ny faminagniana amin'ty boky ty, fa antomotra ny fotôgna. Ze managno ny tsy marina, aleo izy hanoy ny tsy famarinana. Ze maloto fiaigna, aleo izy hanoy ny fiaigany maloto. Ze marina, aleo izy hanoy ny fagnanôvana ny marina. Ze masina, aleo izy hanoy ny famasinana.