plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/08.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 8 \v 9 Za, Jaona, le raika ze nareigny sy natazagna 'reo ra 'reo. Rafa nareigny sy natazagna zany za, de niankohoka takeo amin'ny tongotry le anjely ny tegnako mbô hidera an'azy, le anjely ze nampibôgna anà 'reo ra 'reo. Ozy taminà : aza magnano an'zany! fa mpanompo namanao miaraka aminao za, miaraka aminareo mpaminany rahalanao, ary miaraka amin'reo ze magneiky de reo tenin'ty boky ty. Miderà an'Andriamanitra.