plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/06.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 6 \v 7 Ozy le ajely taminà: "Ireo teny 'reo de azo atokisana sy marina. Ny Tompo, le Andriamanitr'reo fagnan'reo mpaminagny, de nandefa ny anjeliny mbô ampibôgna ra tsy maintsy hitranga tsy ho ela amin'reo mpanompony." Indro! Efa ankeiky ny fiavieko! Sambatra ze magneiky ny tenin'ny faminagnina amin'ty boky ty."