plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/03.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Ka tsy hisy 'ntsony ny vôhozogna. Ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry de ho akao amin'ny tanàna, ary reo mpanompony de hanompo an'Azy. Natazagna ny Endrigny zareo, ary ny Agnarany de ho akeo amin'ny handrin-jareo. Ka tsisy alina 'ntsony; zareo de tsy mila fahazavan'ny jiro na ny masoandro 'ntsony satria ny Tompo Andriamanitra no hazava akeo amin-jareo. Ary hanjaka mandrakizay doria zareo.