plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/01.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 1 Ary nabôgnanle anjely anà le ognin'ny ragnon'ny fiaignana, madio ôtran'ny kristaly. Zany de mikorigna avy aigny amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry. \v 2 Mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andagniny rôy amin'ny ogny de samy misy le hazon'ny fiaignana, mamô karazagna voa roambefolo, ary zany de mamô ny voany isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitranana ny firenena daôly.