Ozy le raika ze magnambara reo ra reo: "Yôny! Efa ankeky ny fiaveko." Amena! Tongava, ry Tompo Jesosy! Ho amin'ny ôla daôly anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesosy. Amena.