plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/17.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 18 N\v 17 atazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna magnembogna agnambo daôly izy hoe: "Ave, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. Ave hinagna ny nofon'reo mpanjaka, ny nofon'reo mpitari-tafika, ny nofon'reo lehilà mahery, ny nofon'reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery."