plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/01.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'reo ra reo de naregny ze ôtran'ny feo mafin'ny vahôka betsaka takaigny an-dagnitra za nagnano hoe: Aleloia." Ny famojena, ny voninahitra, ary ny hery de an'Andriamanitra. \v 2 Reo fitsarany de marina sy mahitsy, fa nitsara ny mpivaro-tegna leibe ze nagnaratsy ny tany tamin'ny fijangajangany izy. Namaly faty ny ràn'reo mpanompony, ze nalatsany izy."