plt-x-sihanaka_rev_text_reg/22/01.txt

1 line
431 B
Plaintext

Ary nabôgnanle anjely anà le ognin'ny ragnon'ny fiaignana, madio ôtran'ny kristaly. Zany de mikorigna avy aigny amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry. Mamakivaky akeo ampovôn'ny lalan'ny tanàna. Ary ny andagniny rôy amin'ny ogny de samy misy le hazon'ny fiaignana, mamô karazagna voa roambefolo, ary zany de mamô ny voany isam-bolana. Ny ravin'zany kakazo zany de natao hagnasitranana ny firenena daôly.